Eksodosy 4:3 - DIEM PROTESTANTA Ary hoy ny TOMPO hoe: –Atsipazo amin’ny tany iny! Dia natsipin’i Mosesy tamin’ny tany izany ka tonga bibilava. Nandositra azy i Mosesy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy Izy: Atsipazo amin’ny tany iny. Dia natsipiny tamin’ny tany izany ka tonga menarana ary nandositra azy i Mosesy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hoy ny TOMPO hoe: –Atsipazo amin’ny tany iny! Dia natsipin’i Mosesy tamin’ny tany izany ka tonga bibilava. Nandositra azy i Mosesy, Baiboly Katolika Ary hoy i Iaveh: «Atsipazo amin’ny tany iny.» Dia natsipiny tamin’ny tany, ka nanjary bibilava; ka vaky nandositra azy i Môizy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Izy: Atsipazo amin’ny tany iny. Dia natsipiny tamin’ny tany ka tonga menarana, dia nandositra azy Mosesy. Malagasy Bible Ary hoy Izy: Atsipazo amin'ny tany iny. Dia natsipiny tamin'ny tany ka tonga menarana, dia nandositra azy Mosesy. La Bible en Malgache Ary hoy Izy: Atsipazo amin’ny tany iny. Dia natsipiny tamin’ny tany izany ka tonga menarana ary nandositra azy i Mosesy. |
fa hoy ny TOMPO taminy: –Ahinjiro ny tananao ka sambory amin’ny rambony io. Dia naninji-tanana i Mosesy ka nitana azy tamin’ny rambony, ary nanjary tehina teo an-tanany ilay bibilava.
–Raha mangataka anareo hanao zava-mahagaga ny Farao, dia lazaonao i Aharôna, ry Mosesy, mba handray ny tehinao ka hanipy azy eo anatrehan’ny Farao, dia hanjary fanàny iny.
toy ny amin’ny olona mandositra liona kanefa mifanehatra amin’ny orsa; na toy ny amin’ny olona tonga ao an-trano sy mitehina amin’ny rindrina, kanefa kaikerin’ny menarana.