Niverina teo an-toby i Mosesy, nampiantso ny loholon’i Israely ary nampita tamin’izy ireo ny zavatra rehetra izay nandidian’ny TOMPO azy.
Eksodosy 4:28 - DIEM PROTESTANTA Notantarain’i Mosesy an’i Aharôna avokoa ny teny rehetra nanirahan’ny TOMPO azy sy ny famantarana rehetra izay nasainy nataony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nambaran’i Mosesy tamin’i Arona izay teny rehetra nanirahan’NY TOMPO azy sy izay famantarana rehetra nandidiany azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Notantarain’i Mosesy an’i Aharôna avokoa ny teny rehetra nanirahan’ny TOMPO azy sy ny famantarana rehetra izay nasainy nataony. Baiboly Katolika Nampahalalain’i Môizy an’i Aarôna avokoa ny teny nampitondrain’i Iaveh azy, sy ny famantarana rehetra nodidiany hataony. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nambaran’i Mosesy tamin’i Arona izay teny rehetra efa nanirahan’i Jehovah azy sy izay famantarana rehetra efa nandidiany azy. Malagasy Bible Ary nambaran'i Mosesy tamin'i Arona izay teny rehetra efa nanirahan'i Jehovah azy sy izay famantarana rehetra efa nandidiany azy. La Bible en Malgache Ary nambaran’i Mosesy tamin’i Arona izay teny rehetra nanirahan’NY TOMPO azy sy izay famantarana rehetra nandidiany azy. |
Niverina teo an-toby i Mosesy, nampiantso ny loholon’i Israely ary nampita tamin’izy ireo ny zavatra rehetra izay nandidian’ny TOMPO azy.
Dia hoy ny TOMPO hoe: –Aza manatona ny roimemy! Esory ny kapa amin’ny tongotrao fa tany masina ny toerana ijoroanao.
–Mitsangàna ka mankanesa any Ninive ilay tanàna lehibe; ary torio aminy ny hafatra izay nolazaiko anao.
Ary hoy ny navaliny: «Izao dia izao ihany aho dia handeha, tompoko»; kanjo tsy nandeha ilay io.