Nampanaovin’i Salômôna koa ny kojakoja volamena rehetra izay nilaina tao amin’ny tranon’ny TOMPO: dia ny alitara volamena; ny latabatra fametrahana ny mofo aterina ho an’Andriamanitra;
Eksodosy 39:36 - DIEM PROTESTANTA –ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra ho an’Andriamanitra; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo atao fanatitra, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra ho an’Andriamanitra; Baiboly Katolika ny latabatra sy ny fanaka momba azy, mbamin’ny mofo halahatra, Baiboly Protestanta Malagasy ary ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo aseho, Malagasy Bible ary ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo aseho, La Bible en Malgache ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo atao fanatitra, |
Nampanaovin’i Salômôna koa ny kojakoja volamena rehetra izay nilaina tao amin’ny tranon’ny TOMPO: dia ny alitara volamena; ny latabatra fametrahana ny mofo aterina ho an’Andriamanitra;
Eo ambonin’io latabatra io no hametrahana ny mofo atolotra ho Ahy, ka hisy tsy tapaka eo anatrehako izany.
–ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, miaraka amin’ny baony sy ny sarony;
–ny fitoeran-jiro miaraka amin’ireo jirony sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ary ny solika fandrehitra;
Niditra tao an-tranon’Andriamanitra ry i Davida, ka nihinana ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra izy mbamin’ny olona niaraka taminy; kanefa izany mofo izany tsy azon’izy ireo hanina fa natao ho an’ny mpisorona irery ihany!