Eksodosy 37:16 - DIEM PROTESTANTA
Namboarina koa ny fitaovana fametraka eo ambonin’io latabatra io: dia lovia fisaka lehibe, kaopy, tavoara, tsatokaty ho an’ny fanatitra divay; ka samy natao tamin’ny volamena madio avokoa izy rehetra.
Jereo ny toko
Nanao ny fanaka izay eo ambonin’ny latabatra indray izy, dia ny loviany sy ny loviakeliny ary ny kapoakany sy ny fitoeran-divainy ho fandrarahana fanatitra; volamena tsy miharo no nanaovany ireo.

Nanao fanaka hapetraka eo ambonin’ny latabatra izy, dia ny loviany, ny fitoeran-java-manitra, ny kôpiny ary ny tasiny fanaovam-panatitra araraka; volamena madio no nanaovany an’ireo.
Jereo ny toko
Ary nanao ny fanaka izay eo ambonin’ny latabatra izy, dia ny loviany sy ny lovia keliny ary ny kapoakany sy ny fitoeran-divainy ho fanidinam-panatitra; volamena tsara no nanaovany ireo.
Jereo ny toko
Ary nanao ny fanaka izay eo ambonin'ny latabatra izy, dia ny lovia ny sy ny lovia keliny ary ny kapoakany sy ny fitoeran-divainy ho fanidinam-panatitra; volamena tsara no nanaovany ireo.