Eksodosy 34:12 - DIEM PROTESTANTA
Tandremo tsara mba tsy hanao fanekempihavanana amin’ny mponina amin’ny tany izay hidiranareo, fa ho fandrika ho anareo izany.
Jereo ny toko
Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin’ny mponina eo amin’ny tany izay halehanao ianao ka ho fandrika eo afovoanao izany.
Jereo ny toko
Tandremo tsara mba tsy hanao fanekempihavanana amin’ny mponina amin’ny tany izay hidiranareo, fa ho fandrika ho anareo izany.
Jereo ny toko
Tandremo fandrao manao fanekem-pihavanana amin’ny mponina amin’ny tany izay ndeha hiadianao, sao zary fandrika eo afovoanao ireny.
Jereo ny toko
Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin’ny mponina eo amin’ny tany izay halehanao hianao, ka ho fandrika eo afovoanao izany.
Jereo ny toko
Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin'ny mponina eo amin'ny tany izay halehanao ianao, ka ho fandrika eo afovoanao izany.
Jereo ny toko
Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin’ny mponina eo amin’ny tany izay halehanao ianao ka ho fandrika eo afovoanao izany.
Jereo ny toko