Eksodosy 32:27 - DIEM PROTESTANTA
ka nitenenany hoe: –Izao no baikon’ny TOMPO, Andriamanitr’i Israely: «Samia mandray ny sabany avy ianareo, ka mandehàna mivezivezy isam-baravarana ato amin’ny toby, vonoy ny rahalahinareo sy ny namanareo ary ny mpifanolo-bodirindrina aminareo.»
Jereo ny toko
Dia hoy izy tamin’ireo: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitr’Israely: Samia manao ny sabany eo an-tehezany avy ianareo dia mandrosoa ary miverimberena hatreny amin’ny vavahadin’ny toby iray ka hatramin’ny iray hafa, ary samia mamono ny rahalahiny avy sy ny sakaizany avy ary ny namany avy ianareo.

«Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Samia ianareo manao ny sabany eo am-balahany avy, ka mandehana mamakivaky ny toby, hatramin’ny vavahadin’ny toby anankiray, ka hatramin’ny anankiray, dia samia mamono ny rahalahiny, ny sakaizany ary ny havany avy.»
Jereo ny toko
Dia hoy izy taminy: Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Samia manao ny sabany eo am-balahany avy hianareo, dia mandrosoa sy miverimberena amin’isam-bavahadin’ny toby, ary samia mamono ny rahalahiny avy sy ny sakaizany avy ary ny namany avy hianareo.
Jereo ny toko
Dia hoy izy taminy: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Samia manao ny sabany eo am-balahany avy ianareo, dia mandrosoa sy miverimberena amin'isam-bavahadin'ny toby, ary samia mamono ny rahalahiny avy sy ny sakaizany avy ary ny namany avy ianareo.