Fa ny alitara halimo izay namboarin’i Betsalela zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora kosa dia teo anoloan’ny Fonena-masin’ny Tompo tao Gibehôna. Teo no nahatongavan’i Salômôna sy ny Israelita tafangona mba hanontany ny TOMPO.
Eksodosy 31:9 - DIEM PROTESTANTA ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny tavy fidiovana sy ny faladiany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny tavy fidiovana sy ny faladiany, Baiboly Katolika ny ôtely fanaovan-tsorona dorana sy ny fanaka rehetra momba azy, ny tavy sy ny faladiany; Baiboly Protestanta Malagasy sy ny alitara fandoroana ny fanatitra odorana mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy sy ny faladiany, Malagasy Bible sy ny alitara fandoroana ny fanatitra odorana mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy, sy ny faladiany. La Bible en Malgache ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany, |