Eksodosy 30:34 - DIEM PROTESTANTA
Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Makà zava-manitra ianao: dia natafa, ôniksa, galbanoma, ary ramy madio. Ataovy mitovy fatra ireo.
Jereo ny toko
Dia hoy koa NY TOMPO tamin’i Mosesy: Makà zava-manitra, dia natafa sy sekeleta ary helbena sy lebona tsy misy fangarony, atao mitovy lanja.
Jereo ny toko
Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Makà zava-manitra ianao: dia natafa, ôniksa, galbanoma, ary ramy madio. Ataovy mitovy fatra ireo.
Jereo ny toko
Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Makà zava-manitra, ditin-kazo, ongila mani-pofona, galbanôma, zava-manitra sy emboka tsy mifaho zavatra hafa, izany rehetra izany ampitovio fatra.
Jereo ny toko
Dia hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Makà zava-manitra ho anao, dia natafa sy sekeleta sy helbena ary lebona madio; samy hamboarina manokana ireo.
Jereo ny toko
Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Makà zava-manitra ho anao, dia natafa sy sekeleta sy helbena ary lebona madio; samy hamboarina manokana ireo.
Jereo ny toko
Dia hoy koa NY TOMPO tamin’i Mosesy: Makà zava-manitra, dia natafa sy sekeleta ary helbena sy lebona tsy misy fangarony, atao mitovy lanja.
Jereo ny toko