Eksodosy 30:25 - DIEM PROTESTANTA
Mpamboatra zava-manitra no hampifangaroharo azy hanjary ilomasina hampiasaina amin’ny lanonana fanokanana.
Jereo ny toko
dia amboary ho diloilo fanosorana masina izany, ho zavatra aharoharo, asan’ny mpanao haro manitra, ho diloilo fanosorana masina.
Jereo ny toko
Mpamboatra zava-manitra no hampifangaroharo azy hanjary ilomasina hampiasaina amin’ny lanonana fanokanana.
Jereo ny toko
ka amboary izany ho diloilo hanaovana ny fanosorana masina; ho zava-manitra voaharoharo araka ny asan’ny mpahay zava-manitra; dia izany no diloilo hanaovana ny fanosorana masina.
Jereo ny toko
dia amboary ho diloilo fanosorana masina izany, ho zavatra aharoharo, asan’ny mpangaraharo zava-manitra; ho diloilo fanosorana masina izany.
Jereo ny toko
dia amboary ho diloilo fanosorana masina izany, ho zavatra aharoharo, asan'ny mpangaroharo zava-manitra; ho diloilo fanosorana masina izany.
Jereo ny toko
dia amboary ho diloilo fanosorana masina izany, ho zavatra aharoharo, asan’ny mpanao haro manitra, ho diloilo fanosorana masina.
Jereo ny toko