Tsy maintsy misasa tongotra aman-tanana izy mba tsy ho faty. Fepetra hanan-kery hatrany eo aminy sy ny taranany izany.
Eksodosy 30:22 - DIEM PROTESTANTA Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny indray tamin’i Mosesy hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: Baiboly Katolika Hoy koa i Iaveh tamin’i Môizy: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny indray tamin’i Mosesy hoe: |
Tsy maintsy misasa tongotra aman-tanana izy mba tsy ho faty. Fepetra hanan-kery hatrany eo aminy sy ny taranany izany.
–Makà zava-manitra tsara indrindra: dia miora ranony dimy kilao, havozomanitra roa kilao sy sasany, kanelina manitra roa kilao sy sasany,
ny alitara fandoroana vovo-javamanitra sy ny baony, ny ilomasina fanokanana, ny vovo-javamanitra hodorana, ny varavarana lamba eo amin’ny fidirana mankao amin’ny fonena-masina;
Mpamboatra zava-manitra no nanao ny ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana mbamin’ny vovo-javamanitra hodorana eo amin’ny alitara.
–ny alitara volamena, ny ilomasina fanokanana, ny vovo-javamanitra hodorana; –ny varavarana lamba eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay;
I Elehazara zanakalahin’i Aharôna mpisorona no miandraikitra ny diloilon-jiro, ny ditin-kazo manitra, ny fanatitra hohanina fanao isan’andro ary ny diloilo fanosorana; miandraikitra ny Fonena-masina manontolo sy ny ao anatiny rehetra izy, na ny fitaovana masina izany na ny kojakoja rehetra momba azy.