Eksodosy 29:9 - DIEM PROTESTANTA
apetaho ny fehikibony sy ny satroka boribory. Manomboka hatreo dia ho anjara raikitra ho azy ireo ny fisoronana. «Ary toy izao no hanamarihanao ny fidiran’i Aharôna sy ny zanany lahy amin’ny raharahany:
Jereo ny toko
Afehezo azy ireo ny fehikibo, dia amin’i Arona sy ireo zanany; asatrohy azy ireo koa ny satroka boribory; fa ho azy ireo ny fisoronana; ho lalàna maharitra izany. Dia toy izany no hanokananao an’i Arona sy ireo zanany.

I Aarôna sy ireo zanany samy etrao amin’ny fehikibo; ary ireo zanak’i Aarôna ampisatrohy mitra. Dia ho azy ireo, amin’ny lalàna mandrakizay ny fisoronana; ary hanokana an’i Aarôna sy ireo zanany ianao.»
Jereo ny toko
Ary fehezo amin’ny fehin-kibo izy, dia Arona sy ny zanany, ary fehezo aminy ny satroka boribory; ary ho azy ny fisoronana ho lalàna mandrakizay. Dia toy izany no hanokananao an’i Arona sy ny zanany.
Jereo ny toko
Ary fehezo amin'ny fehin-kibo izy, dia Arona sy ny zanany, ary fehezo aminy ny satroka boribory; ary ho azy ny fisoronana ho lalàna mandrakizay. Dia toy izany no hanokananao an'i Arona sy ny zanany.