dia hoy izy tamin’i Natàna mpaminany: –Jereo ange aho fa mipetraka amin’ny lapa vita hazo sedera, kanefa ny Vatamasin’Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty tranolay.
Eksodosy 26:2 - DIEM PROTESTANTA Hitovy avokoa ny refin’ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho; ny lambanan’ny ambainy iray koa dia efatra hakiho; hitovy refy ny ambainy rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hitovy avokoa ny refin’ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany. Baiboly Katolika Valo amby roapolo hakiho ny halavan’ny ambainy iray, ary efatra hakiho ny sakan’ny ambainy iray, ary hampitoviana daholo ny haben’ny ambaina rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy rehetra. Malagasy Bible Ny halavan'ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy rehetra. La Bible en Malgache Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho*; ny lambanan’ny ambainy iray koa dia efatra hakiho; hitovy refy ny ambainy rehetra. |
dia hoy izy tamin’i Natàna mpaminany: –Jereo ange aho fa mipetraka amin’ny lapa vita hazo sedera, kanefa ny Vatamasin’Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty tranolay.
Taorian’izany i Davida dia nipetraka tao amin’ny lapany; ka hoy izy tamin’i Natàna mpaminany: –Indro aho ity mipetraka amin’ny lapa vita hazo sedera kanefa ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO kosa ao anaty tranolay!
«Ary momba ny fonena-masina, dia lamba temitra folo vita amin’ny kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no hanaovana azy, ravahana kerobima vita peta-kofehy tsara.
Hatambatra ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy; avy eo dia hatao toy izany koa ny dimy hafa.
hitondra ny lamba mandrakotra ny Fonena-masina ny Tranolay fihaonana, ny rakotra lambam-baravarana fidirana eo amin’ny Tranolay fihaonana,