Manaraka ny sakan’ny lamba temitra dia antsasaky ny ambainy fanampiny no hikiraviravy ao ivohon’ny Tranolay masina.
Eksodosy 26:13 - DIEM PROTESTANTA Manaraka ny halavan’ny lamba dia hozaraina roa ny iray metatra fanampiny, ka hikiraviravy eo an-daniny roa amin’ny fonena-masina, mba haharakotra azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny iray hakiho avy eo amin’ny lohany roa amin’ny lamba, izay mihoatra amin’ny halavan’ny ambain’ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin’ny lafibeny roa amin’ny tabernakely mba handrakotra azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Manaraka ny halavan’ny lamba dia hozaraina roa ny iray metatra fanampiny, ka hikiraviravy eo an-daniny roa amin’ny fonena-masina, mba haharakotra azy. Baiboly Katolika ary ny ambiny amin’ny halavan’ny ambainy dia ny hakiho iray amin’ny laniny iray, ny hakiho iray amin’ny laniny iray, dia hiraviravy avy eo an-daniny roa amin’ny Fonenana, handrakotra azy.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny iray hakiho avy eo amin’ny lohany roa amin’ny lamba, izay mihoatra amin’ny halavan’ny ambain’ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin’ny lafibeny roa amin’ny tabernakely handrakotra azy. Malagasy Bible Ary ny iray hakiho avy eo amin'ny lohany roa amin'ny lamba, izay mihoatra amin'ny halavan'ny ambain'ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin'ny lafibeny roa amin'ny tabernakely handrakotra azy. La Bible en Malgache Ary ny iray hakiho avy eo amin’ny lohany roa amin’ny lamba, izay mihoatra amin’ny halavan’ny ambain’ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin’ny lafibeny roa amin’ny tabernakely mba handrakotra azy. |
Manaraka ny sakan’ny lamba temitra dia antsasaky ny ambainy fanampiny no hikiraviravy ao ivohon’ny Tranolay masina.
Mba hiarovana ny lay faharoa, dia hoditr’ondrilahy miloko mena sy sarona vita amin’ny hoditra mafy no harakotra eo amboniny.
Hitovy avokoa ny refin’ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.
Hitovy refy avokoa ny lamba temitra rehetra, ka 15 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.