Jiro fito no hamboarina ka hapetraka eo amin’io fitoeran-jiro io mba hanazava ny anoloany.
Eksodosy 25:6 - DIEM PROTESTANTA solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 diloilo hatao fanazavana, zavamanitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana, Baiboly Katolika solika hatao amin’ny fanaovan-jiro, zava-manitra hatao amin’ny diloilo fanosorana sy amin’ny zava-manitra fanembohana; Baiboly Protestanta Malagasy sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona, Malagasy Bible sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin'ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona, La Bible en Malgache diloilo hatao fanazavana, zavamanitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona, |
Jiro fito no hamboarina ka hapetraka eo amin’io fitoeran-jiro io mba hanazava ny anoloany.
«Ary ianao, ry Mosesy, mandidia ny Israelita hitondra aminao menaka ôliva tsara sy madio mba handrehetana ny jiro tsy tapaka.
I Elehazara zanakalahin’i Aharôna mpisorona no miandraikitra ny diloilon-jiro, ny ditin-kazo manitra, ny fanatitra hohanina fanao isan’andro ary ny diloilo fanosorana; miandraikitra ny Fonena-masina manontolo sy ny ao anatiny rehetra izy, na ny fitaovana masina izany na ny kojakoja rehetra momba azy.