Eksodosy 25:5 - DIEM PROTESTANTA hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, hoditra trozona, hazo akasia, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza, Baiboly Katolika hoditr’ondrilahy voasoka mena, hodi-dogaona, hazo akasià; Baiboly Protestanta Malagasy sy hoditr’ondrilahy efa nomen-aina sy hodi-takasy sy hazo akasia, Malagasy Bible sy hoditr'ondrilahy efa nomen'aina sy hodi-takasy sy hazo akasia, La Bible en Malgache hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, hoditra trozona, hazo akasia, |
solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,
«Hanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy hihazona ny hazo fisaka amin’ny lafiny iray amin’ny fonena-masina;
Hisy andry dimy hatao amin’ny hazo mimôzà, sady horakofana takela-bolamena, ka eo no hanantonana io varavarana lamba io amin’ny farango volamena. Faladia halimo dimy no harendrika hitsatohan’ireo andry ireo.
Ireo rehetra nanana volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, rongony madinika, na volon’osy, na hoditr’ondry miloko mena na hoditra mafy ihany koa dia samy nitondra ny azy.
Mba hiarovana ny lay faharoa, dia nanao sarona hoditr’ondry miloko mena sy sarona hoditra mafy izy, ka narakony teo amboniny.
Nisy hazo fisaka namboariny tamin’ny hazo mimôzà, ka natsangany mba hitondra ny fonena-masina.
–ny sarona vita amin’ny hoditr’ondry miloko mena, ny sarona vita amin’ny hoditra mafy sy ny efitra lamba fanasarahana;
Dia nanao vata tamin’ny hazo akasia aho sy nanamboatra takela-bato anankiroa tahaka ny teo, ary niakatra tao an-tendrombohitra ka nitondra ny takela-bato anankiroa teny an-tanako.