Hoy ny navalin’i Jônà ireo: –Hebreo aho, ary ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra Izay nanao ny ranomasina sy ny tany no ivavahako.
Eksodosy 2:13 - DIEM PROTESTANTA Nony ampitso dia nivoaka indray izy ary nahita Hebreo roalahy niady, ka nanao tamin’ilay diso hoe: –Nahoana no mikapoka ny mpiray firenena aminao ianao? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny ampitson’iny, nandeha indray izy, ary indreo, nisy Hebreo roa lahy niady. Dia hoy izy tamin’ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao ianao? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony ampitso dia nivoaka indray izy ary nahita Hebreo roalahy niady, ka nanao tamin’ilay diso hoe: –Nahoana no mikapoka ny mpiray firenena aminao ianao? Baiboly Katolika Ny ampitson’izay andro izay, nivoaka izy, ka indro fa nifanditra ny Hebrio roa lahy, ary hoy izy tamin’ilay diso hoe: «Ahoana no ikapohanao ny namanao?» Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony ampitson’iny, dia nivoaka indray izy, ary, indreo, nisy Hebreo roa lahy niady; dia hoy izy tamin’ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao hianao? Malagasy Bible Ary nony ampitson'iny, dia nivoaka indray izy, ary, indreo, nisy Hebreo roa lahy niady; dia hoy izy tamin'ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao ianao? La Bible en Malgache Ny ampitson’iny, nandeha indray izy, ary indreo, nisy Hebreo roa lahy niady. Dia hoy izy tamin’ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao ianao? |
Hoy ny navalin’i Jônà ireo: –Hebreo aho, ary ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra Izay nanao ny ranomasina sy ny tany no ivavahako.