Na mizotra eo anivom-pahoriana aza aho, dia hamelombelona ny aiko Ianao; na misafoaka amiko aza ny fahavaloko, dia haneho hery hampandresy ahy Ianao.
Eksodosy 15:12 - DIEM PROTESTANTA Nahinjitrao ny tananao ankavanana, dia natelin’ny tany ireny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Natsotranao ny tananao ankavanana dia nitelina azy ireo ny tany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nahinjitrao ny tananao ankavanana, dia natelin’ny tany ireny. Baiboly Katolika Naninjitra ny tananao havanana ianao, dia nitelina an’ireny ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy Nahinjitrao ny tànanao ankavanana, Dia nitelina ireo ny tany. Malagasy Bible Nahinjitrao ny tananao ankavanana, dia nitelina ireo ny tany. La Bible en Malgache Natsotranao ny tananao ankavanana dia nitelina azy ireo ny tany. |
Na mizotra eo anivom-pahoriana aza aho, dia hamelombelona ny aiko Ianao; na misafoaka amiko aza ny fahavaloko, dia haneho hery hampandresy ahy Ianao.
Fanapahan-kevitry ny TOMPO ho an’ny tany tontolo izany, ary hinji-tanana fandrahonana ataony amin’ny firenena rehetra.