Ka tamin’io andro io indrindra no navoakan’ny TOMPO tamim-pilaminana avy tany Ejipta ny Israelita.
Eksodosy 13:1 - DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy indray hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO nanao hoe: Baiboly Katolika Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy indray hoe: |
Ka tamin’io andro io indrindra no navoakan’ny TOMPO tamim-pilaminana avy tany Ejipta ny Israelita.
dia atolory ho an’ny TOMPO ny voalohan-teraka rehetra; fa an’ny TOMPO ny lahy rehetra voalohan-teraky ny biby fiompinareo.
–Atokany ho ahy ny lahimatoa rehetra ao amin’ny Israelita, na olona na biby fiompy, fa Ahy ireny.