Tsy hisy intsony amin’ny mponin’i Jerosalema hiteniteny hoe: «Marary aho!» Ny vahoaka mitoetra ao amin’io tanàna io dia ho voavela heloka.
Eksodosy 12:45 - DIEM PROTESTANTA «Ny vahiny sy ny mpikarama isan’andro dia tsy mahazo mihinana aminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny vahiny sy ny mpikarama kosa dia tsy mba hihinana azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Ny vahiny sy ny mpikarama isan’andro dia tsy mahazo mihinana aminy. Baiboly Katolika ny miorim-ponenana sy ny mpikarama tsy hihinana aminy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny vahiny sy ny mpikarama tsy mba hihinana azy. Malagasy Bible Ny vahiny sy ny mpikarama tsy mba hihinana azy. La Bible en Malgache Ny vahiny sy ny mpikarama kosa dia tsy mba hihinana azy. |
Tsy hisy intsony amin’ny mponin’i Jerosalema hiteniteny hoe: «Marary aho!» Ny vahoaka mitoetra ao amin’io tanàna io dia ho voavela heloka.
«Aza avela hihinana zava-masina ny Israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona; na izay sendra mivahiny ao amin’ny mpisorona, na izay mpikarama, dia samy tsy mahazo mihinana zava-masina.
lavitra an’i Kristy ianareo tamin’izany andro izany; tsy mba navela ho anisan’ilay firenena Israely voafidin’Andriamanitra; tsy mba tao anatin’ireo fanekempihavanana izay niorina tamin’ny fampanantenàn’Andriamanitra; velona teto amin’izao tontolo izao ianareo, kanefa sady tsy nanan-kantenaina no tsy nanana an’Andriamanitra.