Fa raha mbola nipetraka tamin’izany faritany izany i Jakôba, dia lasa i Reobena nandry tamin’i Bilehà vadikelin-drainy. Nahare izany i Jakôba ka nisafoaka. Fa nisy roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakôba;
Eksodosy 1:4 - DIEM PROTESTANTA Dana, Naftalỳ, Gada ary Asera. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Dana, i Naftaly, i Gada ary i Asera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dana, Naftalỳ, Gada ary Asera. Baiboly Katolika Dana, Neftalì, Gada ary Asera. Baiboly Protestanta Malagasy Dana sy Naftaly, ary Gada sy Asera. Malagasy Bible Dana sy Naftaly, ary Gada sy Asera. La Bible en Malgache i Dana, i Naftaly, i Gada ary i Asera. |
Fa raha mbola nipetraka tamin’izany faritany izany i Jakôba, dia lasa i Reobena nandry tamin’i Bilehà vadikelin-drainy. Nahare izany i Jakôba ka nisafoaka. Fa nisy roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakôba;
Ireo telo ambin’ny folo lahy ireo no taranak’i Jakôba tamin’i Zilpà izay nomen’i Labàna ho mpanompovavin’i Leà.