Tao no namotehany ny fitaovam-piadiana, dia ny tsipîka manelatra sy ny ampinga ary ny sabatra. Fiatoana
Daniela 7:3 - DIEM PROTESTANTA Ary nisy biby efatra lehibe samy hafa niakatra avy tao amin’ny ranomasina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nisy biby efatra lehibe samihafa niakatra avy tamin’ny ranomasina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy biby efatra lehibe samy hafa niakatra avy tao amin’ny ranomasina. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy biby efatra lehibe samy hafa niakatra avy tamin’ny ranomasina. Malagasy Bible Ary nisy biby efatra lehibe samy hafa niakatra avy tamin'ny ranomasina. La Bible en Malgache Ary nisy biby efatra lehibe samihafa niakatra avy tamin’ny ranomasina. |
Tao no namotehany ny fitaovam-piadiana, dia ny tsipîka manelatra sy ny ampinga ary ny sabatra. Fiatoana
Dia nahita biby anankiray nipoitra avy tany an-dranomasina aho; nanana tandroka folo sy loha fito izy; nisy satroboninahitra iray avy isaky ny tandrony; ary nisy anarana iray manevateva an’Andriamanitra isaky ny lohany.
Ny biby izay hitanao dia nanan-kery taloha, fa tsy manana intsony izao, ary efa hiakatra avy any amin’ny hantsambe mba hizotra ho amin’ny fandringanana. Dia ho gaga ny mponina ambonin’ny tany raha mahita ilay biby: satria nanan-kery izy io taloha, fa tsy manana intsony izao, nefa mbola hanan-kery indray. Ho gaga ny mponina ambonin’ny tany, izany hoe ny olona tsy voasoratra anarana ao amin’ny horonamboky mirakitra ny lisitr’ireo hanana ny fiaina-maharitra mandrakizay; io horonamboky io dia nisy hatramin’ny fiandohan’izao tontolo izao.