Daniela 7:20 - DIEM PROTESTANTA
niriko ho fantatra mazava ny amin’ireo tandroka folo teo an-dohany sy ilay tandroka iray izay nipoitra ka nampianjera ny telo teo anoloany; io tandroka io dia nanana maso sy nanana vava niteny avonavona mihoa-pampana ary ny fijery azy dia lehibe noho ny namany.
Jereo ny toko
ary ny amin’ny tandroka folo teo an-dohany sy ny iray koa izay nipoitra ka nisy telo potraka teo anoloany, dia ilay tandroka nanana maso sy vava izay niteny zavatra feno avonavona, ary ny fijery azy dia lehibe noho ny namany.

ary ny amin’ny tandroka folo teo an-dohany sy ny anankiray koa izay nipoitra, ka nisy telo potraka teo anoloany, dia ilay tandroka nanana maso sy vava izay niteny zavatra mihoapampana, ary ny fijery azy dia lehibe noho ny namany.
Jereo ny toko
ary ny amin'ny tandroka folo teo an-dohany sy ny anankiray koa izay nipoitra, ka nisy telo potraka teo anoloany, dia ilay tandroka nanana maso sy vava izay niteny zavatra mihoapampana, ary ny fijery azy dia lehibe noho ny namany.