Daniela 7:19 - DIEM PROTESTANTA
Dia niriko ho fantatra mazava ny amin’ilay biby fahefatra izay hafa noho ny rehetra sady nahatsiravina loatra fa nanana nify vy sy hoho halimo izay nihinanany sy namiravirany, ka ny tongony no nanosihosy izay sisa tsy laniny;
Jereo ny toko
Dia naniry hahalala izay fototra marina ny amin’ny fahefatra aho, dia ilay biby hafa noho izy rehetra sady mahatsiravina indrindra izay nanana nify vy sy hoho varahina sady nihinana sy nihotahota, ary ny sisa tsy laniny dia nohosihosen’ny tongony;

Dia naniry hahalala izay fototra marina ny amin’ny fahefatra aho, dia ilay biby hafa noho izy rehetra sady mahatsiravina indrindra izay nanana nify vy sy hoho varahina sady nihinana sy nanotahota, ary ny sisa tsy laniny dia nohosihosen’ny tongony;
Jereo ny toko
Dia naniry hahalala izay fototra marina ny amin'ny fahefatra aho, dia ilay biby hafa noho izy rehetra sady mahatsiravina indrindra izay nanana nify vy sy hoho varahina sady nihinana sy nanotahota, ary ny sisa tsy laniny dia nohosihosen'ny tongony;