Daniela 7:12 - DIEM PROTESTANTA
Nesorina tamin’ireo biby hafa ny fanapahany, kanefa nohalavaina ihany ny fahavelomany mandritra ny fotoana voafetra.
Jereo ny toko
Ny amin’ireo biby hafa dia nesorina taminy ny fahefany, nefa nohalavaina ihany ny andro hiainany mandra-pahalanin’ny andro sy ny fotoana.
Jereo ny toko
Nesorina tamin’ireo biby hafa ny fanapahany, kanefa nohalavaina ihany ny fahavelomany mandritra ny fotoana voafetra.
Jereo ny toko
Ary ny amin’ny biby sasany, dia nesorina taminy ny fanapahany; nefa nohalavaina ihany ny andro hiainany mandra-pahalanin’ny andro sy ny fotoana.
Jereo ny toko
Ary ny amin'ny biby, sasany, dia nesorina taminy ny fanapahany; nefa nohalavaina ihany ny andro hiainany mandra-pahalanin'ny andro sy ny fotoana.
Jereo ny toko
Ny amin’ireo biby hafa dia nesorina taminy ny fahefany, nefa nohalavaina ihany ny andro hiainany mandra-pahalanin’ny andro sy ny fotoana.
Jereo ny toko