Daniela 2:24 - DIEM PROTESTANTA Teo anoloan’izany i Daniela dia nankany amin’i Ariôka izay voatendrin’ny mpanjaka handringana ny olon-kendry rehetra ao Babilôna, ka avy hatrany i Daniela dia niteny taminy hoe: –Aza aringana ny olon-kendrin’i Babilôna! Ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho fa ny tenako no hanambara aminy ny hevitry ny nofiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary noho izany i Daniela dia niditra nankao amin’i Arioka izay notendren’ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin’i Babilona; eny, nandeha izy ka nilaza taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin’i Babilona; fa ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo anoloan’izany i Daniela dia nankany amin’i Ariôka izay voatendrin’ny mpanjaka handringana ny olon-kendry rehetra ao Babilôna, ka avy hatrany i Daniela dia niteny taminy hoe: –Aza aringana ny olon-kendrin’i Babilôna! Ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho fa ny tenako no hanambara aminy ny hevitry ny nofiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary noho izany Daniela dia niditra nankao amin’i Arioka, izay notendren’ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin’i Babylona,–eny, nandeha izy ka nanao taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin’i Babylona; fa ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho, dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny. Malagasy Bible Ary noho izany Daniela dia niditra nankao amin'i Arioka, izay notendren'ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin'i Babylona, eny, nandeha izy ka nanao taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin'i Babylona; fa ento ho eo anatrehan'ny mpanjaka aho, dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny. La Bible en Malgache Ary noho izany i Daniela dia niditra nankao amin’i Arioka izay notendren’ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin’i Babilona; eny, nandeha izy ka nilaza taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin’i Babilona; fa ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny. |
ary nanao hoe: «Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hanatrika ny amperôra rômanina ianao. Ary Andriamanitra, noho ny fitiavany anao, dia hamonjy ny ain’ireto olona rehetra miray sambo aminao.»