Avy eo IZY dia nandroso ny tanany ka nanendry ny vavako ary nilaza tamiko hoe: –Ianao no hanambara ny teniko.
Daniela 10:10 - DIEM PROTESTANTA Dia indro nisy tanana nanohina sy nampiarina ahy handohalika sy hitehin-tanana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary indro, nisy tanana nanohina sy nampiarina ahy handohalika sy hitehin-tanana, nefa mbola nangozohozo ihany aho. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia indro nisy tanana nanohina sy nampiarina ahy handohalika sy hitehin-tanana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary, indro, nisy tànana nanohina ka nanarina ahy handohalika sy hitehin-tànana, nefa mbola nangozohozo ihany. Malagasy Bible Ary, indro, nisy tanana nanohina ka nanarina ahy handohalika sy hitehin-tanana, nefa mbola nangozohozo ihany. La Bible en Malgache Ary indro, nisy tanana nanohina sy nampiarina ahy handohalika sy hitehin-tanana, nefa mbola nangozohozo ihany aho. |
Avy eo IZY dia nandroso ny tanany ka nanendry ny vavako ary nilaza tamiko hoe: –Ianao no hanambara ny teniko.
Fa indro nisy anankiray nanana endrik’olombelona nanendry ny molotro; dia nanoka-bava aho ka niteny tamin’ilay nitsangana teo anilako hoe: ‹Noho ny fahitana, tompoko, dia nitebiteby aho ka tsy nanan-kery intsony.
Raha mbola niteny tamiko izy, dia nihohoka tamin’ny tany ihany aho sady safotra; fa nanohina ahy izy ary nampitsangana ahy.
Ary raha mbola niteny sady nivavaka toy izany aho, dia indro i Gabriela, ilay anjely hitako tamin’ny fahitana anikeheo, fa nanidina haingana nanatona ahy tamin’ny fotoanan’ny fanatitra hariva.
Vao nahita ny Zanak’olona aho, dia lavo niankohoka toy ny maty teo anoloan’ny tongony. Fa nametraka teo amboniko ny tanany ankavanana Izy ka nanao hoe: –Aoka izay ny tahotra! Izaho no Voalohany sy Farany,