–Mba tsapao mandritra ny folo andro aloha izahay mpanomponao, ka anana sy rano ihany omena hohaninay sy hosotroinay.
Daniela 1:13 - DIEM PROTESTANTA Avy eo dia hojerenao ny endrikay sy ny an’ireo zatovo izay mihinana ny hanina fihinan’ny mpanjaka, ka araka izay ho hitanao no hataonao aminay. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia aoka hojerena eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin’ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin’ny hanin’ny mpanjaka, koa araka izay hitanao no ataovy amin’ny mpanomponao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Avy eo dia hojerenao ny endrikay sy ny an’ireo zatovo izay mihinana ny hanina fihinan’ny mpanjaka, ka araka izay ho hitanao no hataonao aminay. Baiboly Protestanta Malagasy Dia aoka hizahana eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin’ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin’ny hanin’ny mpanjaka, ary araka izay hitanao no ataovy amin’ny mpanomponao. Malagasy Bible Dia aoka hizahana eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin'ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin'ny hanin'ny mpanjaka, ary araka izay hitanao no ataovy amin'ny mpanomponao. La Bible en Malgache Dia aoka hojerena eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin’ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin’ny hanin’ny mpanjaka, koa araka izay hitanao no ataovy amin’ny mpanomponao. |
–Mba tsapao mandritra ny folo andro aloha izahay mpanomponao, ka anana sy rano ihany omena hohaninay sy hosotroinay.
Dia nekeny izany soso-kevitra izany, ka notsapainy nandritra ny folo andro izy efa-dahy.