Ary nisy mpandroba sirianina nitsofoka an-keriny tany amin’ny tanin’i Israely ka nitondra zazavavikely iray ho babo, izay lasa mpanompon’ny vadin’i Nahamàna.
2Tantara 26:11 - DIEM PROTESTANTA Nanana tafika i Hozià, dia tafika afa-mifanandrina amin’ny fahavalo sy vonona hiatrika ady; notsinjaraina ho vondro-miaramila izany, araka ny vokatry ny fanisana notontosain’i Jehiela mpitantsoratra sy i Mahaseià mpitantan-draharaha, sady napetraka ho eo ambany fifehezan’i Hananià izay anankiray tamin’ireo komandy voatendrin’ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanana miaramila maro, izay nanao antokony vonona hanafika i Ozia, dia araka ny isany izay nandaminan’i Jeiela mpitantsoratra sy i Mahaseia mpifehy azy ka nofehezin’i Hanania, iray tamin’ny mpitarika voatendrin’ny mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanana tafika i Hozià, dia tafika afa-mifanandrina amin’ny fahavalo sy vonona hiatrika ady; notsinjaraina ho vondro-miaramila izany, araka ny vokatry ny fanisana notontosain’i Jehiela mpitantsoratra sy i Mahaseià mpitantan-draharaha, sady napetraka ho eo ambany fifehezan’i Hananià izay anankiray tamin’ireo komandy voatendrin’ny mpanjaka. Baiboly Katolika Nana-miaramila mpanafika i Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an’isany araka ny fanisana nataon’i Jehiela mpanoratra, sy i Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan’i Hananiasa, anankiray amin’ny komandin’ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Ozia nanana miaramila maro, izay nanao antokony handeha hanafika, dia araka ny isany izay nandaminan’i Jeiela mpanoratra sy Mahaseia mpifehy azy, ka nofehezin’i Hanania, anankiray tamin’ny komandy voatendrin’ny mpanjaka. Malagasy Bible Ary Ozia nanana miaramila maro, izay nanao antokony handeha hanafika, dia araka ny isany izay nandaminan'i Jeiela mpanoratra sy Mahaseia mpifehy azy, ka nofehezin'i Hanania, anankiray tamin'ny komandy voatendrin'ny mpanjaka. La Bible en Malgache Nanana miaramila maro, izay nanao antokony vonona hanafika i Ozia, dia araka ny isany izay nandaminan’i Jeiela mpitantsoratra sy i Mahaseia mpifehy azy ka nofehezin’i Hanania, iray tamin’ny mpitarika voatendrin’ny mpanjaka. |
Ary nisy mpandroba sirianina nitsofoka an-keriny tany amin’ny tanin’i Israely ka nitondra zazavavikely iray ho babo, izay lasa mpanompon’ny vadin’i Nahamàna.
Nanao tilikambo fiambenana ihany koa izy tao an-taniefitra sady nihady lavaka maro ho famorian-drano, satria nanana omby aman’ondry betsaka izy teny amin’ny faritr’i Sefelà sy teny amin’ny lemaka; ary nanana mpiasa tany teny an-kavoana sy mpamboly voaloboka teny an-tanimboaloboka koa ny mpanjaka, satria tia asa tany tokoa izy.
Andiany roa nisy olona eninjato no filohan-tarika nibaiko ireo miaramila maherifo ireo;