2Tantara 13:10 - DIEM PROTESTANTA
Fa ny aminay kosa, dia ny TOMPO no Andriamanitray, ka tsy mba nandao Azy izahay. Ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an’ny TOMPO dia ny taranak’i Aharôna; ary ny levita koa manana ny anjara raharahany.
Jereo ny toko
Fa ny aminay kosa dia NY TOMPO no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an’NY TOMPO dia ny taranak’i Arona; ary ny levita koa dia manao ny raharahany.
Jereo ny toko
Fa ny aminay kosa, dia ny TOMPO no Andriamanitray, ka tsy mba nandao Azy izahay. Ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an’ny TOMPO dia ny taranak’i Aharôna; ary ny levita koa manana ny anjara raharahany.
Jereo ny toko
Fa ny anay kosa: I Iaveh no Andriamanitray, ary tsy mba nahafoy Azy izahay, ny taranak’i Aarôna no mpisorona manao fanompoana ho an’i Iaveh, ary ny Levita kosa manao ny anjara raharahany.
Jereo ny toko
Fa ny aminay kosa, dia Jehovah no Andriamanitray, ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ary ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an’i Jehovah, dia ny taranak’i Arona; ary ny Levita koa manao ny raharahany;
Jereo ny toko
Fa ny aminay kosa, dia Jehovah no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ary ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an'i Jehovah, dia ny taranak'i Arona; ary ny Levita koa manao ny raharahany;
Jereo ny toko
Fa ny aminay kosa dia NY TOMPO no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an’NY TOMPO dia ny taranak’i Arona; ary ny levita* koa dia manao ny raharahany.
Jereo ny toko