2Tantara 10:7 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha ho tsara fo amin’ireo vahoaka ireo ianao, ka halemy paika aminy sy hanao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy ireo taminy: Raha tsara amin’ny vahoaka ianao ka mankasitraka azy sy manao teny mora aminy dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha ho tsara fo amin’ireo vahoaka ireo ianao, ka halemy paika aminy sy hanao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy. Baiboly Katolika Dia niteny taminy ireo nanao hoe: «Raha mora fo amin’ity vahoaka ity ianao, ka mandray azy tsara sy manao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.» Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy ireo taminy: Raha ho mora amin’ny vahoaka hianao ka hankasitraka azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Malagasy Bible Dia hoy ireo taminy: Raha ho mora amin'ny vahoaka ianao ka hankasitraka azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. La Bible en Malgache Dia hoy ireo taminy: Raha tsara amin’ny vahoaka ianao ka mankasitraka azy sy manao teny mora aminy dia ho mpanomponao mandrakizay izy. |
Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha izao ianao no vonon-kanompo azy ka manao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy.
Famaliana am-pitiavana mampitony hatezerana; fa teny mitratreva kosa mahatonga havinirana.