Tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra nankinin’ny Fanahy Masina aminareo mba handrasanareo. Karakarao ny Fiangonana izay novidin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny ra nafoin-Janany.
1Timoty 3:5 - DIEM PROTESTANTA fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fikarakara ny Fiangonan’Andriamanitra?); Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana moa no fikarakarany ny fiangonan’Andriamanitra? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fikarakara ny Fiangonan’Andriamanitra?); Baiboly Katolika fa raha misy tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitondra ny Eglizin’Andriamanitra? Baiboly Protestanta Malagasy fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan’ Andriamanitra?), Malagasy Bible (fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan'Andriamanitra?), La Bible en Malgache Fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana moa no fikarakarany ny fiangonan’Andriamanitra? |
Tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra nankinin’ny Fanahy Masina aminareo mba handrasanareo. Karakarao ny Fiangonana izay novidin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny ra nafoin-Janany.
Aza manao izay hahasolafaka olona amin’ny ratsy, na Jiosy izy na hafa firenena na ny Fiangonan’Andriamanitra.
Fa napetrak’Andriamanitra eo ambany tongotr’i Kristy ny zavatra rehetra; ary i Kristy dia nomen’Andriamanitra ny Fiangonana ho Filoha faratampony.
Koa tahaka ny aneken’ny Fiangonana an’i Kristy no tokony haneken’ny vavy ny lahy amin’ny zavatra rehetra.
Mavesa-danja ny tsiambaratelo fonosin’io andinin-tSoratra Masina io, ary dia lazaiko fa miantefa amin’i Kristy sy ny Fiangonana izany.
Fa raha tratra ela aho, ity taratasy ity dia misy hahafantaranao izay fitondrantena tokony hataonao ao amin’ny ankohonan’Andriamanitra, izany hoe ny Fiangonan’ilay Andriamanitra velona, ny Fiangonana izay mampijoro sy manamafy orina ny hafatra marim-pototra.
Efa nampitandrina azy Aho manko fa hohelohiko mandrakizay ny fianakaviany noho ny fahotan-janany izay fantany tsara nefa tsy mba nosakanany.