1Petera 4:19 - DIEM PROTESTANTA
Koa izay miaritra fijaliana araka ny sitrapon’Andriamanitra, aoka hanao soa hatrany sy hanankin-tena amin’Ilay mitana ny toky nomeny, dia ny Mpahary azy.
Jereo ny toko
Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon’Andriamanitra dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny tenany ho an’Ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.
Jereo ny toko
Koa izay miaritra fijaliana araka ny sitrapon’Andriamanitra, aoka hanao soa hatrany sy hanankin-tena amin’Ilay mitana ny toky nomeny, dia ny Mpahary azy.
Jereo ny toko
Koa izay miaritra fahoriana araka ny sitrapon’Andriamanitra, aoka hanolotra ny fanahiny amin’ny fanaovan-tsoa, ho Azy Mpahary tsy mivadika.
Jereo ny toko
Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon’Andriamanitra, dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny fanahiny ho an’Ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.
Jereo ny toko
Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon'Andriamanitra, dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny fanahiny ho an'ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.
Jereo ny toko
Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon’Andriamanitra dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny tenany ho an’Ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.
Jereo ny toko