1Petera 2:15 - DIEM PROTESTANTA
Fa izao no sitrapon’Andriamanitra: ny hanampenanareo vava ny olona adala sy tsy mahalala amin’ny asa soa ataonareo.
Jereo ny toko
Fa toy izany no sitrapon’Andriamanitra ka hampanginanareo amin’ny fanaovan-tsoa ny tsy fahalalan’ny olona adala;
Jereo ny toko
Fa izao no sitrapon’Andriamanitra: ny hanampenanareo vava ny olona adala sy tsy mahalala amin’ny asa soa ataonareo.
Jereo ny toko
Fa izany no sitrapon’Andriamanitra, mba hanampenanareo ny vavan’ny adala sy tsy mahalala anareo, amin’ny asa soa ataonareo.
Jereo ny toko
Fa toy izany no sitrapon’Andriamanitra, hampanginanareo ny tsi-fahalalan’ny olona adala amin’ny fanaovan-tsoa;
Jereo ny toko
Fa toy izany no sitrapon'Andriamanitra, hampanginanareo ny tsi-fahalalan'ny olona adala amin'ny fanaovan-tsoa;
Jereo ny toko
Fa toy izany no sitrapon’Andriamanitra ka hampanginanareo amin’ny fanaovan-tsoa ny tsy fahalalan’ny olona adala;
Jereo ny toko