ka nangataka hiresaka amin’ny mpanjaka. Kanjo dia i Eliakima zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra sy i Jôà zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka.
1Tantara 6:45 - DIEM PROTESTANTA ny avy tamin’ny fokon’i Benjamîna dia i Geba sy i Halemeta ary i Hanatôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Dia 13 izany no isan’ny tanàna rehetra anjaran’ny taranak’i Aharôna araka ny fianakaviany avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba sy ny tany manodidina azy, i Alemeta sy ny tany manodidina azy, i Anatota sy ny tany manodidina azy. Telo amby folo no isan’ny tanànan’izy mianakavy rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny avy tamin’ny fokon’i Benjamîna dia i Geba sy i Halemeta ary i Hanatôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Dia 13 izany no isan’ny tanàna rehetra anjaran’ny taranak’i Aharôna araka ny fianakaviany avy. Baiboly Katolika ny avy amin’ny fokon’i Benjamina kosa, dia i Gabea mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Almata mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy. Totalin’ny tanànan’izy ireo, tanàna 13 araka ny fianakaviany. Baiboly Protestanta Malagasy ary avy tamin’ny firenen’i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin’ny folo no isan’ny tanànan’izy mianakavy rehetra. Malagasy Bible ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin'ny folo no isan'ny tanànan'izy mianakavy rehetra. La Bible en Malgache ary avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba sy ny tany manodidina azy, i Alemeta sy ny tany manodidina azy, i Anatota sy ny tany manodidina azy. Telo amby folo no isan’ny tanànan’izy mianakavy rehetra. |
ka nangataka hiresaka amin’ny mpanjaka. Kanjo dia i Eliakima zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra sy i Jôà zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka.
Ny an’ny taranak’i Kehata sisa, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna folo no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy ny fokon’i Dana ary ny antsasa-pokon’i Manase.