1Tantara 5:31 - DIEM PROTESTANTA i Abisoa, ray niteraka an’i Bokỳ; i Bokỳ, ray niteraka an’i Hozỳ; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Abisoa no niteraka an’i Bokỳ; i Bokỳ no niteraka an’i Ozy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Abisoa, ray niteraka an’i Bokỳ; i Bokỳ, ray niteraka an’i Hozỳ; Baiboly Katolika i Abisoe niteraka an’i Boksì, i Boksì niteraka an’i Ozì, Baiboly Protestanta Malagasy ary Abisoa niteraka an’i Boky; ary Boky niteraka an’i Ozy; La Bible en Malgache i Abisoa no niteraka an’i Bokỳ; i Bokỳ no niteraka an’i Ozy; |