Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela.
1Tantara 27:20 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny fokon’i Efraîma, dia i Hôsea zanakalahin’i Hazazià. Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia i Jôela zanakalahin’i Pedaià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tamin’ny taranak’i Efraima dia i Hosea, zanakalahin’i Azazia; tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia i Joela, zanakalahin’i Pedaia; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny fokon’i Efraîma, dia i Hôsea zanakalahin’i Hazazià. Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia i Jôela zanakalahin’i Pedaià. Baiboly Katolika amin’i taranak’i Efraima: i Osea zanak’i Ozazio; amin’ny antsasam-pokon’i Manase, i Joela zanak’i Fadaiasa; Baiboly Protestanta Malagasy tamin’ny taranak’i Efraima dia Hosea, zanakalahin’i Azazia; tamin’ny antsasaky ny firenen’i Manase dia Joela, zanakalahin’i Pedaia; Malagasy Bible tamin'ny taranak'i Efraima dia Hosea, zanakalahin'i Azazia; tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Joela, zanakalahin'i Pedaia; La Bible en Malgache tamin’ny taranak’i Efraima dia i Hosea, zanakalahin’i Azazia; tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia i Joela, zanakalahin’i Pedaia; |
Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela.
Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase tao Gilehada, dia i Jidao zanakalahin’i Zakarià. Tamin’ny fokon’i Benjamîna, dia i Jahasiela zanakalahin’i Abnera.