Ireto avy ny anaran’ireo kalazan’i Davida: i Isbahala, zanakalahin’i Hakmônỳ sady filohan’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no ilay nampandihy ny lefony hamelezana fahavalo valonjato lahy ka nahafaty azy tamin’ny ady indray mandeha monja.
1Tantara 27:2 - DIEM PROTESTANTA ka ireto avy no mpibaiko azy: Volana voalohany: I Jasôbehama, zanakalahin’i Zabdiela sady isan’ny taranak’i Peretsa; filohan’ireo mpifehy miaramila rehetra izy amin’ny volana voalohany. Volana faharoa: i Dôday, avy any Ahôa; ilay komandy atao hoe Miklôta no manampy azy. Volana fahatelo: i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà mpisorombe. Lehilahy mahery anisan’ireo «Telopolo lahy» i Benaià; ary rehefa nanjary mpitarika ny «Telopolo lahy» izy, dia i Hamizabada zanany lahy no mpibaiko ny antokon-tafika. Volana fahefatra: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; ary dia i Zebadià zanany lahy kosa tatỳ aoriana. Volana fahenina: i Hirà, zanakalahin’i Hikesy, avy any Tekôa. Volana fahafito: i Heletsa, avy any Peleta, isan’ny taranak’i Efraîma. Volana fahavalo: i Sibekay, avy any Hosà, isan’ny taranak’i Zera. Volana fahasivy: i Abihezera, avy any Hanatôta, isan’ny taranak’i Benjamîna. Volana fahafolo: i Maharay, avy any Netôfa, isan’ny taranak’i Zera. Volana faha-11: i Benaià, avy any Pirehatôna, isan’ny taranak’i Efraîma. Volana faha-12: i Helday, avy any Netôfà, isan’ny taranak’i Hôtniela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny nifehy ny antoko voalohany, ho amin’ny volana voalohany, dia i Jasobeama, zanak’i Zabdiela; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka ireto avy no mpibaiko azy: Volana voalohany: I Jasôbehama, zanakalahin’i Zabdiela sady isan’ny taranak’i Peretsa; filohan’ireo mpifehy miaramila rehetra izy amin’ny volana voalohany. Volana faharoa: i Dôday, avy any Ahôa; ilay komandy atao hoe Miklôta no manampy azy. Volana fahatelo: i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà mpisorombe. Lehilahy mahery anisan’ireo «Telopolo lahy» i Benaià; ary rehefa nanjary mpitarika ny «Telopolo lahy» izy, dia i Hamizabada zanany lahy no mpibaiko ny antokon-tafika. Volana fahefatra: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; ary dia i Zebadià zanany lahy kosa tatỳ aoriana. Volana fahenina: i Hirà, zanakalahin’i Hikesy, avy any Tekôa. Volana fahafito: i Heletsa, avy any Peleta, isan’ny taranak’i Efraîma. Volana fahavalo: i Sibekay, avy any Hosà, isan’ny taranak’i Zera. Volana fahasivy: i Abihezera, avy any Hanatôta, isan’ny taranak’i Benjamîna. Volana fahafolo: i Maharay, avy any Netôfa, isan’ny taranak’i Zera. Volana faha-11: i Benaià, avy any Pirehatôna, isan’ny taranak’i Efraîma. Volana faha-12: i Helday, avy any Netôfà, isan’ny taranak’i Hôtniela. Baiboly Katolika I Jerôbôama zanak’i Zabdiela, no lohan’ny antokony voalohany ho amin’ny volana voalohany, 24.000 no isan’ny antokony. Baiboly Protestanta Malagasy Ny nifehy ny antokony voalohany, ho amin’ny volana voalohany, dia Jasobeama, zanak’i Zabdiela, ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina; Malagasy Bible Ny nifehy ny antokony voalohany, ho amin'ny volana voalohany, dia Jasobeama, zanak'i Zabdiela, ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina; La Bible en Malgache Ny nifehy ny antoko voalohany, ho amin’ny volana voalohany, dia i Jasobeama, zanak’i Zabdiela; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina. |
Ireto avy ny anaran’ireo kalazan’i Davida: i Isbahala, zanakalahin’i Hakmônỳ sady filohan’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no ilay nampandihy ny lefony hamelezana fahavalo valonjato lahy ka nahafaty azy tamin’ny ady indray mandeha monja.
Izao no lisitr’ireo kalazan’i Davida: I Isbahala, zanakalahin’i Hakmônỳ sady filohan’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no ilay nampandihy lefona hamelezana fahavalo telonjato lahy ka nahafaty azy tamin’ny ady indray mandeha monja.
Ny lehilahy israelita, na isam-batan’olona na loham-pianakaviana, na komandin-tafika mpifehy arivo sy mpifehy zato, na manampahefana, dia samy nanompo ny mpanjaka. Io fanompoana io dia ny raharaha rehetra momba ny antokon-tafika, izay nifandimby isam-bolana mandavan-taona. Isaky ny antokon-tafika dia nisy andiany 24;