ka nangataka hiresaka amin’ny mpanjaka. Kanjo dia i Eliakima zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra sy i Jôà zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka.
1Tantara 26:11 - DIEM PROTESTANTA i Hilkià faharoa, i Tebalià fahatelo ary i Zakarià fahefatra. Ny an’i Hôsà dia nisy 13 lahy ny zanany sy ny havany rehetra no mpiandry vavahady. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Hilkia, lahiaivo; i Tebalia, fahatelo ary i Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin’i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo amby folo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hilkià faharoa, i Tebalià fahatelo ary i Zakarià fahefatra. Ny an’i Hôsà dia nisy 13 lahy ny zanany sy ny havany rehetra no mpiandry vavahady. Baiboly Katolika I Helkiasa faharoa, i Tabeliasa fahatelo, i Zakariasa fahefatra. 13 izy no tontalin’ny zanaka aman-drahalahin’i Hosa. Baiboly Protestanta Malagasy sy Hilkia, lahiaivo, sy Tebalia, fahatelo, ary Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin’i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo ambin’ny folo. Malagasy Bible sy Hilkia, lahiaivo, sy Tebalia, fahatelo, ary Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin'i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo ambin'ny folo. La Bible en Malgache i Hilkia, lahiaivo; i Tebalia, fahatelo ary i Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin’i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo amby folo. |
ka nangataka hiresaka amin’ny mpanjaka. Kanjo dia i Eliakima zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra sy i Jôà zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka.
Ny an’i Hôsà, izay anisan’ireo taranak’i Merarỳ, dia nisy efa-dahy ny zanany: i Simrỳ no voalohany (tsy lahimatoa izy kanefa nataon-drainy lohalaharana),
Anjaran’ny antokon’ireo mpiandry vavahady sy anjaran’ny filohan’ireo vatan-dehilahy ireo ny manao fanompoana ao an-tranon’ny TOMPO, teo anilan’ireo levita rahalahiny.