1Tantara 24:20 - DIEM PROTESTANTA Ny amin’ireo levita sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Hamrama dia i Sobaela; ary tamin’ny zanakalahin’i Sobaela dia i Jehedeià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny taranak’i Levy sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Amrama dia i Sobaela; tamin’ny zanak’i Sobaela dia i Jedaia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny amin’ireo levita sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Hamrama dia i Sobaela; ary tamin’ny zanakalahin’i Sobaela dia i Jehedeià. Baiboly Katolika Izao kosa ny amin’ny filohan’ny Levita sisa: tamin’ny taranak’i Amrama i Sobaela, tamin’ny taranak’i Sobaela i Jehedeià; Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny taranak’i Levy sisa dia izao; Tamin’ny taranak’i Amrama dia Sobaela; tamin’ny zanak’i Sobaela dia Jedaia. Malagasy Bible Ary tamin'ny taranak'i Levy sisa dia izao; Tamin'ny taranak'i Amrama dia Sobaela; tamin'ny zanak'i Sobaela dia Jedala. La Bible en Malgache Tamin’ny taranak’i Levy sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Amrama dia i Sobaela; tamin’ny zanak’i Sobaela dia i Jedaia. |
Izany no fitsinjarana ny taranak’i Aharôna ho antokony amin’ny fanompoany avy, mba hahatongavany ao an-tranon’ny TOMPO; araka ny fitsipika izay tena nifandraika tamin’ny didy nomen’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely no nampitan’i Aharôna razambeny azy.
dia i Sobaela, zanakalahin’i Gersôma sy zafin’i Mosesy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy.
Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela
Ny fanoratana ny mpisorona moa dia natao araka ny fianakaviany avy; fa ny levita kosa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia nosoratana araka ny anjara raharahany sy araka ny antokony avy.