1Tantara 24:10 - DIEM PROTESTANTA ny fahafito, azon’i Hakôtsa; ny fahavalo, azon’i Abià; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahafito dia an’i Koza, ny fahavalo dia an’i Abia, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny fahafito, azon’i Hakôtsa; ny fahavalo, azon’i Abià; Baiboly Katolika an’i Akôsa ny fahafito, an’i Abià ny fahavalo, Baiboly Protestanta Malagasy ny fahafito an’i Hakoza, ny fahavalo an’i Abia, Malagasy Bible ny fahafito an'i Hakoza, ny fahavalo an'i Abia, La Bible en Malgache ny fahafito dia an’i Koza, ny fahavalo dia an’i Abia, |
Nisy tamin’ireo mpisorona koa niharan’izany tarehin-javatra izany, dia ny taranak’i Hôbaià sy i Hakôtsa ary i Barzilay; (nantsoina araka izany anarana izany i Barzilay noho izy nanambady ny zanakavavin’i Barzilay izay avy any Gilehada).
i Zikry ho an’ny fianakavian’i Abià; i... ho an’ny fianakavian’i Miniamina; i Piltahy ho an’ny fianakavian’i Mahadià;
Tamin’ny andron’i Herôda mpanjakan’i Jodea, dia nisy mpisorona natao hoe Zakarià, isan’ny antoko-mpisoron’i Abià. Taranak’i Aharôna mpisorombe ny vadiny ary i Elizabeta no anarany.