1Tantara 23:19 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekamehama no fahefatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Hebrona, dia i Jeria no lahimatoa, i Amaria no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekameama no faralahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekamehama no fahefatra. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Hebrôna: i Jeriao filohany, i Amariasa faharoa, i Jahaziela fahatelo ary i Jekmaama fahefatra. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Hebrona, dia Jeria no lahimatoa, Amaria no lahiaivo, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameama no faralahy. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Hebrona, dia Jeria no lahimatoa, Amaria no lahiaivo, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameama no faralahy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Hebrona, dia i Jeria no lahimatoa, i Amaria no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekameama no faralahy. |
Ny zanakalahin’i Kehata dia efatra: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.
Tamin’ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo ary i Jekamehama no faralahy.
Tamin’ny taranak’i Hebrôna, dia i Jerià no filoha; ny taona fahefapolo nanjakan’i Davida no nanaovana fikarohana ny amin’ny taranak’i Hebrôna araka ny tetiarana isam-pianakaviana, ka nahitana vatan-dehilahy olom-banona tao Jahizera any Gilehada.