ka i Jahata no voalohany, i Zizà no faharoa; fa i Jehisa sy i Berihà kosa vitsy zanakalahy, ka nisaina mitambatra ho fianakaviana iray.
1Tantara 23:10 - DIEM PROTESTANTA Ary mbola nisy efatra koa ny zanakalahin’i Simehỳ, dia i Jahata sy i Zizà ary i Jehosa sy i Berihà; ireo indray no zanakalahin’i Simehỳ: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Simey dia i Jahata, i Zina, i Jeosy ary i Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin’i Simey. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary mbola nisy efatra koa ny zanakalahin’i Simehỳ, dia i Jahata sy i Zizà ary i Jehosa sy i Berihà; ireo indray no zanakalahin’i Simehỳ: Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Semeià: i Leheta, i Zizà, i Jaosa ary i Barià, izy efatra ireo no zanaka lahin’i Semeià. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Simey dia Jahata sy Zina sy Jeosy ary Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin’i Simey. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Simey dia Jahata sy Zina sy Jeosy ary Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin'i Simey. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Simey dia i Jahata, i Zina, i Jeosy ary i Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin’i Simey. |
ka i Jahata no voalohany, i Zizà no faharoa; fa i Jehisa sy i Berihà kosa vitsy zanakalahy, ka nisaina mitambatra ho fianakaviana iray.
Telo no zanakalahin’i Simehỳ: dia i Selômita sy i Haziela ary i Haràna, izay samy nanjary lohany tamin’ireo fianakaviana avy amin’i Lahadàna.
ny an’ny taranak’i Levỳ, lahy sy vavy samy mitokana; ny an’ny taranak’i Simey, lahy sy vavy mitokana;