1Tantara 18:2 - DIEM PROTESTANTA
Nandresy ny Môabita koa izy; dia tonga olom-pehezin’i Davida ireo sady mpandoa hetra ho azy.
Jereo ny toko
Nandresy ny Moabita koa izy ka tonga mpanompon’i Davida nandoa hetra ireo.
Jereo ny toko
Nandresy ny Môabita koa izy; dia tonga olom-pehezin’i Davida ireo sady mpandoa hetra ho azy.
Jereo ny toko
Nandresy ny Moabita izy, ka tonga mpanompo manatitra hetra ho an’i Davida ny Moabita.
Jereo ny toko
Ary nandresy ny Moabita koa izy, ka dia tonga mpanompon’i Davida nandoa hetra ireo.
Jereo ny toko
Ary nandresy ny Moabita koa izy, ka dia tonga mpanompon'i Davida nandoa hetra ireo.
Jereo ny toko
Nandresy ny Moabita koa izy ka tonga mpanompon’i Davida nandoa hetra ireo.
Jereo ny toko