Aoka ny hazo any an’ala hihoby mba hitsena ny TOMPO, satria tamy Izy. Eny, tamy Izy mba hifehy ny tany.
1Tantara 16:32 - DIEM PROTESTANTA Aoka hirohondrohona ny ranomasina mbamin’izay ao anatiny! Aoka hibita-kafaliana ny saha mbamin’izay rehetra ao aminy! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy! Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra ao aminy! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Aoka hirohondrohona ny ranomasina mbamin’izay ao anatiny! Aoka hibita-kafaliana ny saha mbamin’izay rehetra ao aminy! Baiboly Katolika Aoka hirohondrohona ny ranomasina, mbamin’izay rehetra eo aminy! Aoka hisomebiseby ny saha, mbamin’izay rehetra eo aminy! Baiboly Protestanta Malagasy Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy; Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra ao aminy. Malagasy Bible Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy; Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra ao aminy. La Bible en Malgache Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy! Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra ao aminy! |
Aoka ny hazo any an’ala hihoby mba hitsena ny TOMPO, satria tamy Izy. Eny, tamy Izy mba hifehy ny tany.
Fa mahery noho ny feon’ny ranobe sy ny fidoboky ny onja vaventy, TOMPO ô, ny fanapahanao any ambony any.
Aoka hifaly ny lanitra ary hiravoravo ny tany, aoka hirohondrohona ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao anatiny,
Mihirà hira vaovao ho an’ny TOMPO; miderà Azy avy any am-paran’ny tany ianareo mpivezivezy eny an-dranomasina sy ianareo mponina any amin’ny nosy.
Miasa ny TOMPO ka mihobia, ry lanitra, ary miravoravoa, ry fanambanin’ny tany. Ataovy manako ny hoby, ry tendrombohitra mbamin’ny ala sy ny hazo rehetra ao, fa ny TOMPO efa nanavotra ny firenen’i Jakôba ary efa naneho voninahitra tamin’ny vahoaka Israely.