Ary nisy mosary tao amin’ny tany; ka rehefa nihamafy izany, dia nidina tany Ejipta ry i Abrama.
1Tantara 16:20 - DIEM PROTESTANTA nivezivezy nitety firenena ianareo ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 nifindrafindra tany amin’ny firenena sy nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara nivezivezy nitety firenena ianareo ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa. Baiboly Katolika nivezivezy nifindra firenena izy ireo, avy amin’ny fanjakana iray ho amin’ny vahoaka hafa, Baiboly Protestanta Malagasy Ary nifindrafindra tany amin’ny firenena, Sy nifindrafindra fanjakana ho amin’ny firenen-kafa, Malagasy Bible Ary nifindrafindra tany amin'ny firenena, sy nifindrafindra fanjakana ho amin'ny firenen-kafa, La Bible en Malgache nifindrafindra tany amin’ny firenena sy nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa; |
Ary nisy mosary tao amin’ny tany; ka rehefa nihamafy izany, dia nidina tany Ejipta ry i Abrama.
Niala teo i Abrahama nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina tao anelanelan’i Kadesy sy i Soro, ary nivahiny tao Gerara.
Dia hoy indray Izy hoe: –Izaho no Andriamanitra, dia ilay Andriamanitry ny rainao. Aza matahotra hidina any Ejipta ianao; fa hataoko firenena lehibe any.
Nentin’ireo koa ny biby fiompiny mbamin’ny fananana hafa izay noharîny tao amin’ny tany Kanahàna. Dia tonga tany Ejipta i Jakôba sy ny taranany rehetra niaraka taminy,
Kanefa tsy nisy navelan’Andriamanitra hampahory anareo fa nampitandrina ny mpanjaka Izy noho ny aminareo hoe: