Ireto avy ny levita: tamin’ny taranak’i Kehata dia i Oriela lehibeny mbamin’ny namany 120 lahy;
1Tantara 15:6 - DIEM PROTESTANTA tamin’ny taranak’i Merarỳ dia i Hasaià lehibeny mbamin’ny namany 220 lahy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tamin’ny taranak’i Merary dia i Asaia lehibeny sy ny rahalahiny roapolo sy roanjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tamin’ny taranak’i Merarỳ dia i Hasaià lehibeny mbamin’ny namany 220 lahy; Baiboly Katolika tamin’ny taranak’i Merarì: i Asaià lehibe sy ny rahalahiny, 220; Baiboly Protestanta Malagasy tamin’ny taranak’i Merary dia Asaia lehibeny sy ny rahalahiny roa-polo amby roan-jato; Malagasy Bible tamin'ny taranak'i Merary dia Asaia lehibeny sy ny rahalahiny roa-polo amby roan-jato; La Bible en Malgache tamin’ny taranak’i Merary dia i Asaia lehibeny sy ny rahalahiny roapolo sy roanjato; |
Ireto avy ny levita: tamin’ny taranak’i Kehata dia i Oriela lehibeny mbamin’ny namany 120 lahy;