i Eliela, avy any Mahavà; i Jerihay sy i Jôsavià, zanakalahin’i Elnahama; i Jitmà, avy any Môaba;
1Tantara 11:47 - DIEM PROTESTANTA i Eliela sy Hôbeda ary i Jahasiela, avy any Tsôbà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Eliela sy i Obeda ary i Jasiela mezobaita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Eliela sy Hôbeda ary i Jahasiela, avy any Tsôbà. Baiboly Protestanta Malagasy sy Eliala sy Obeda ary Jasiela Mezobaita. Malagasy Bible sy Eliala sy Obeda ary Jasiela Mezobaita. La Bible en Malgache i Eliela sy i Obeda ary i Jasiela mezobaita. |
i Eliela, avy any Mahavà; i Jerihay sy i Jôsavià, zanakalahin’i Elnahama; i Jitmà, avy any Môaba;
Ireto kosa ny olona tonga tany amin’i Davida tao Tsiklaga fony izy mbola niery an’i Saoly, zanakalahin’i Kisy; izy ireo dia lehilahy mahery mpanampy an’i Davida amin’ny ady,