i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna;
1Tantara 11:32 - DIEM PROTESTANTA i Horay, avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gahasa; i Abiela, avy any Harabà; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Horay avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gaasy; i Abiela arbatita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Horay, avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gahasa; i Abiela, avy any Harabà; Baiboly Katolika I Horay avy any amin’ny lohasahan’i Gaasa, i Abilae avy any Arabà, i Azmaveta avy any Baorima, i Eliaba avy any Salabôna, Baiboly Protestanta Malagasy sy Horay, any amin’ny lohasahan-driak’i Gasy, sy Abiela Arbatita Malagasy Bible sy Horay, any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy, sy Abiela Arbatita La Bible en Malgache i Horay avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gaasy; i Abiela arbatita, |
i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna;