Nomen-kaja kosa i Benaià teo amin’ny «andian’ny telopolo lahy», saingy tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no voatendrin’i Davida hifehy ny mpiambina azy.
1Tantara 11:12 - DIEM PROTESTANTA Manaraka azy dia i Elehazara, zanakalahin’i Dôday avy any Ahôa sady anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Doday ahohita, iray amin’izy telo lahy mahery. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Manaraka azy dia i Elehazara, zanakalahin’i Dôday avy any Ahôa sady anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza. Baiboly Katolika Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Dôdô, i Ahôhita; anisan’izy telo lahy mahery izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak’i Dodo Ahohita, anankiray amin’izy telo lahy mahery. Malagasy Bible Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak'i Dodo Ahohita, anankiray amin'izy telo lahy mahery. La Bible en Malgache Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Doday ahohita, iray amin’izy telo lahy mahery. |
Nomen-kaja kosa i Benaià teo amin’ny «andian’ny telopolo lahy», saingy tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no voatendrin’i Davida hifehy ny mpiambina azy.
Manaraka azy dia i Elehazàra, zanakalahin’i Dôdao ary zafikelin’ny lehilahy iray avy any Ahôa. Anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izay niaraka tamin’i Davida izy, fony nihaika ny Filistinina tafangona hiady ireo. Nihemotra ny tafik’i Israely,
sady hoy izy hoe: –Fady ahy eo anatrehan’Andriamanitra ny hisotro izany, fa midika ho misotro ny ran’ireo lehilahy nandeha nanao vy very ny ainy naka azy! Koa tsy nety nisotro i Davida. Izany no zava-bitan’ireo telo lahy maherifo ireo.
Nomen-kaja avo roa heny kosa i Abisay teo amin’ny «andian’ny telopolo lahy» ka lasa lehibeny; saingy tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy» izy.