Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 4:3 - Baiboly Protestanta Malagasy

Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman-alina noho ny fahatahoranay azy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman’alina noho ny fahatahoranay azy.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay sady nametraka mpiambina andro aman’alina hiatrehana sy hanoherana an-dry zareo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay sady nametraka mpiambina andro aman’alina hiatrehana sy hanoherana an-dry zareo.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Dia nivavaka tamin’ny Andriamanitray izahay, sady nametraka mpiambina andro aman’alina, hanohitra azy sy hiaro tena aminy mba hisorohanay ny famelezany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia nivavaka tamin'Andriamanitra izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman'alina noho ny fahatahoranay azy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman’alina noho ny fahatahoranay azy.

Jereo ny toko



Nehemia 4:3
8 Rohy Ifampitohizana  

ary izy naniraka tany aminy ka nanao hoe: Hataon’ireo andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha ho ampy eran-tànan-ila akory ny vovok’i Samaria amin’ny isan-olona manaraka ahy.


Ary hoy izy: Ataovy sambo-belona izy, na ho avy hihavana, na ho avy hiady.


Koa aoka hifaninana hianao sy ny tompoko, mpanjakan’i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo hianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy.


Raha nahare izany Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo, dia sosotra loatra izy, satria nisy lehilahy tonga hitady izay hahasoa ny Zanak’Isiraely.


Fa nony ren’i Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo ary Gasema Arabo izany, dia nanaraby sy nanevateva anay izy nanao hoe: Inona izao zavatra ataonareo izao? Hikomy amin’ny mpanjaka angaha hianareo?


ARY rehefa ren’i Sanbala sy Tobia sy Gasema Arabo mbamin’ny namany fahavalonay fa efa nanao ny mànda aho, ka tsy nisy banga intsony teo (kanefa tamin’izany andro izany tsy mbola voalatsako ny lelavavahady),


Noho ny amin’ny tendrombohitra Ziona, izay efa lao Sady ikarenjen’ny amboahaolo.


Ny zazasary tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’i Jehovah: na dia hatramin’ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin’ny fiangonan’i Jehovah.